Entrée | vinaly (valy) | ||||||
Partie du discours | participe passé | ||||||
(misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra [1.1] | |||||||
à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [1.3] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | voavaly | ||||||
Entrée | viñaly | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
[Tambahoaka] renianaka [1.78] | |||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |