Entrée | valy | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] | |||||||
Réponse à une question, à une lettre, réplique Figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly | ||||||
Entrée | valy | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
[Tambahoaka] vady [1.78] | |||||||
Mis à jour le 2023/06/24 |
![]() |