|
|
|
|

Entrée veravera
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina
Fivaroradrorahan' ny akanjo anaovana ka mampiseho vatana
Toetran' ny olona mivozavoza, mitahontahona. [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2009/02/23