| Entrée | miveravera (veravera) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mitsikera, mivohavoha (akanjo) Mivaroradroraka: Miveravera ny akanjonao izany ka amboary tsara Mivozavoza, mitavozavoza, mitahontahona: Miveravera koa izany raha zazavavy! [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|