| Entrée | vavàna (vava) | ||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||
| Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity [1.1] | |||||
| Morphologie |
| ||||
| Entrée | vavàna (vava) | ||||
| Partie du discours | adjectif | ||||
| Mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany! [1.1] | |||||
| Very talkative [1.7] | |||||
| Très bavard [1.8] | |||||
| Synonymes | basivava | ||||
| Mis à jour le 2023/06/03 |
|