| Entrée | basivava | ||||
| Partie du discours | adjectif | ||||
| Mots élémentaires | basy, vava | ||||
| [Betsimisaraka] Bevava, maresa-bava, olona tia miresaka ary tsy mety reraka miteny ka tsy misy andraisan'ny hafa [1.78] | |||||
| Mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona, olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an' iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray Olona mpilaza habobo, mpirehaka Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara: Ise indray izao, Rabary, no basivava nitantara izany tany amin-dry zoky tany [1.1] | |||||
| Loud-mouthed [1.2, 1.7] | |||||
| Noisy [1.2] | |||||
| Indiscreet [1.7] | |||||
| Hâbleur, indiscret [1.8] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Synonymes | vavàna | ||||
| Mis à jour le 2023/10/24 |
|