|
|
|
|

Entrée variraiventy
Partie du discours nom
Mots élémentaires vary, iray, venty
Explications en malgache Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
Explications en français Le poid d'un grain de riz
La sept-cent-vingtième partie de la piastre
Très peu, une minime partie, un rien [1.3]
Vocabulaire 
Exemples 
1ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48]
2nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587]

Mis à jour le 2023/11/24