Entrée | venty | |
Partie du discours | nom | |
Fototry ny isa Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza Fitarihana hira [1.1] | ||
Habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13] | ||
Substance; a unit [1.7] | ||
Substance [1.8] | ||
Unité [1.13] | ||
Entrée | venty | |
Partie du discours | nom | |
Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [1.1] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2025/02/12 |
![]() |