Entrée |
vangy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
|
Explications en français | Visite [1.3]
|
Dérivés |
|
Entrée |
vangy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
|
| Ombalahinify [1.13]
|
Explications en anglais | Dents canines des chiens Longueur des dents chez un individu [1.2]
|
Explications en français | Mandibule, canine [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples | Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba.
[2.5]
|
Dérivés |
|