tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao.[2.366]
2
Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray.[2.649]