| Entrée | vahindrorohany | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | vahy, roroha | |
| Iray amin' ireo zavatra telo miforona ho vavonin' ny omby, izay misy volovolo madinika [1.1] | ||
| Rumen, paunch [of ruminants] [3.1] | ||
| Rumen, panse [des ruminants] [3.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Analogues | masontantely ~ vavoninkena ~ vorivorinkena | |
| Illustrations |
| |
| Mis à jour le 2025/02/12 |
|