|
|
|
|

Entrée roroha
Partie du discours nom
 Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [1.1]
 La panse des animaux ruminants [1.3]
Vocabulaire 
Exemples Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]

Mis à jour le 2025/02/12