Entrée | tsy miteny | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | tsy, miteny | |
Explications en malgache | Tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [1.1] | |
Mis à jour le 2023/05/20 |
![]() |