Entrée | tsikafara | |
Partie du discours | nom | |
Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [1.1] | ||
Fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [1.13] | ||
Cérémonie de voeu exaucé [1.13] | ||
Exemples | Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara".
[2.471] | |
Entrée | tsikafara | |
Partie du discours | nom | |
[Tambahoaka] Faniriana [1.78] | ||
Mis à jour le 2012/10/02 |
![]() |