| Entrée | tsidika | |
| Partie du discours | nom | |
| Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1] | ||
| Courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | tsidika | |
| Partie du discours | nom | |
| Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Nom scientifique | Cheirogaleus milii | |
| Tableaux et planches | Les Lémuriens | |
| Mis à jour le 2023/08/08 |
|