Entrée | fitsidihana (tsidika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |