Entrée | tsapa | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra Famangiana fahoriana Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [1.1] | |
Exemples | Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony.
[2.470] | |
Dérivés |
| |
Entrée | tsapa | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Taisaka] Jono hazandrano amin'ny tanana [1.78] | |
Mis à jour le 2017/04/03 |
![]() |