| Entrée | tsabo | |
| Partie du discours | nom | |
| [Bezanozano, Sihanaka] tanimboly [1.78] | ||
| [Sihanaka] tanimbary [1.78] | ||
| Entrée | tsabo | |
| Partie du discours | nom | |
| Fikarakarana ny hahasitranan' ny marary iray: Ataovy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay laninao aminy. [1.1] | ||
| (toute l'île). Soins donnés à un malade [1.196] | ||
| Vocabulaire | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|