| Entrée | fitsabo (tsabo) | |
| Partie du discours | nom ou adjectif | |
| Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana Azo tsaboina [1.1] | ||
| Exemples | Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona.
[2.424] | |
| Mis à jour le 2023/04/14 |
|