Entrée | tongoamihonkona | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | tongoa, mihonkona | |
Explications en malgache | Teny enti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan' olo-miaina, ny haren' ny maty momba, izay tongoa na fanampin' ny efa an' ny fanjakana tsy azo avala, ka tsy maintsy aloa fa voahonkona na vita mafy tsy azo sarahina amin' ny fanjakana [1.1] | |
Exemples | Raha tsy araka ny hajia, ny tongoa mihonkona, ny vidin-doha, ny fanompoana isan-karazany dia tsy maintsy mandositra raha te-ho velona sy tsy te-ho very vady aman-janaka.
[2.508] | |
Autres orthographes | tongoa mihonkona | |
Mis à jour le 2023/10/19 |
![]() |