Entrée | tompo | ||
Partie du discours | nom | ||
Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] | |||
Master, owner; sir [1.7] | |||
Maître, propriétaire [1.8] | |||
Morphologie |
| ||
Dérivés |
| ||
Article | Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly | ||
Entrée | Tompo | ||
Partie du discours | nom propre (biblique) | ||
Tompo [2.996] | |||
Lord [2.996] | |||
Seigneur [2.996] | |||
Vocabulaire | |||
Article | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo | ||
Mis à jour le 2023/05/31 |
![]() |