|
|
|
|

Entrée tokantovo
Partie du discours adjectif
Mots élémentaires tokana, tovo
Explications en malgache [ tokan-tovo ] Tsihy tokan-dambanana, tsy mivitrana
Hazo mitsoroaka lava tsy misy sampantsampana hafa [1.1]
Explications en français (de tokana : un seul ; et tovo : ici dans le sens de pousse) monocaule, qui n'a qu'une tige longue et mince, comme le scion des arbres fruitiers. Nom général des arbres monocaules, à tronc unique, non ramifié, couronné d'un grand bouquet des feuilles. Ce sont souvent des Araliaceae. [1.196]
Vocabulaire 
Exemples Inty ento ity volontsikidy ity ka araraho eo amin' ny ranomasina, fa misava ny ranomasina, ka mandehana hianareo mivady amin' izay ranomasina misava izay, fa rehefa lasana lavidavitra hianareo, dia hahita zavatra maniry tokantovo tsy misy rantsany, ary tokana koa ny fakany. [1.406]

Mis à jour le 2023/05/24