|
|
|
|

Entrée toho
Partie du discours nom
 Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [1.1]
 Karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [1.13]
 A smallish fish with a flattened head [1.7]
 Poisson à tête plate [1.8]
 Genre de poisson d'eau douce [1.13]
Vocabulaire 
Exemples ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [2.48]

Entrée toho
Partie du discours nom
 Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [1.1]
  [Merina] (probablement même origine que tohona ). Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc. [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Gymnosporia brachystachya
Exemples avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [2.48]
Citations 

Entrée Toho
Partie du discours nom propre (biblique) [Liste complète]
 Tohu [2.996]
 Tohu [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Taohò

Mis à jour le 2023/07/13