Entrée | todika | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. [1.1] | |
Explications en français | Action de tourner la tête, de revenir vers [1.3] | |
Orientation, sens, direction, référence [1.13] | ||
Exemples | Tongilangilana ravin'ovy / todika ravin'ampaly / tsingilangilao tsara ny faka zanak'olona / fa aza atao sesibe toa fotaka / ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra / ka mainka fa izaho zanak'olona
[2.131] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/08/25 |
![]() |