| Entrée | tendry | |
| Partie du discours | nom | |
| Fikasihana kely zavatra Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha Fihinanana zavatra kely Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox) Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/10/29 |
|