|
|
|
|

Entrée fitendrena (tendry)
Partie du discours nom
 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga. [Vocabulaire: ]
Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05