| Entrée | tehina | |
| Partie du discours | nom | |
| Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena [1.1] | ||
| A staff, a cane [1.7] | ||
| Canne [1.8] | ||
| Exemples | Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany.
[2.470] | |
| Dérivés |
| |
| Article | Randzavola: tehina ao amin' ny Baiboly | |
| Mis à jour le 2023/06/17 |
|