| Entrée | kibango | |
| Partie du discours | nom | |
| [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [1.1] | ||
| Entrée | kibango | |
| Partie du discours | nom | |
| Tehina hazo be Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [1.1] | ||
| Entrée | kibango | |
| Partie du discours | nom | |
| [Tankarana] Syphilis. [1.19] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2017/03/10 |
|