| Entrée |
Tatsinanana
|
| Partie du discours | nom ou adverbe
|
| Mots élémentaires | t,
atsinanana |
| | Enti-milaza ny olona avy any atsinanana.
-- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra [1.1]
|
| | The east people [1.7]
|
| | Les Orientaux [1.5]
|
| | Les gens de l'Est [1.8, 1.5]
|
| Exemples |
| 1 | Samy ankolafin' ny Tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy.
[2.296]
|
| 2 | Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo.
[2.285]
|
| 3 | Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit.
[2.285]
|
|
| Analogues |
tandrefana ~
tatsimo ~
tavaratra |
|