| Entrée | taovany (taova) | |
| Partie du discours | nom et pronom | |
| Izay rehetra ao anatin' ny tenan' ny biby vonoina -- ivelan' izay antsoina andavanandro hoe hena -- toy ny voany izany, ny fony, ny atiny... nefa voafaoka ao anatin' ny taovany koa ny lohany [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2012/09/09 |
|