| Entrée |
taova
|
| Partie du discours | nom
|
| | The inside of an animal. [1.2]
|
| | Organe, équipement [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany.
[2.445]
|
| 2 | Lasa lalina ihany ilay tsato-defona nefa tsy nahavoa ny taova tany anatin'i Tsolo ka dia tsy nampaninona loatra akory.
[2.895]
|
|
|