Entrée | tanty | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana [1.1] | |||||||
Dérivés |
| ||||||
Entrée | tanty | ||||||
Partie du discours | participe | ||||||
Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [1.1] | |||||||
Endured [1.7] | |||||||
Qu'on supporte [1.8] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/06/19 |
![]() |