| Entrée |
mahatanty
(tanty)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1]
|
| | Maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13]
|
| | To be able to endure; to be able to resist temptation [1.7]
|
| | être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8]
|
| | Résistant [1.13]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mahatanty |
| Passé : |
nahatanty |
| Futur : |
hahatanty |
|
| Analogues |
mahatohitra |
|
| Entrée |
Mahatanty
|
| Partie du discours | nom propre (anthroponyme)
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera
[2.508]
|
|