| Entrée | tantanana | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana [1.1] | |||||||||
| A hammer [1.7] | |||||||||
| Marteau [1.3, 1.8] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Analogues | famofoka ~ fively ~ tantanan-kazo | ||||||||
| Entrée | tantanana (tantana (tana)) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [1.1] | |||||||||
| Qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement [1.3] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|