|
|
|
|

Entrée tafontrano
Partie du discours nom
Mots élémentaires tafo, trano
 Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1]
Exemples Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Analogues  tafontrano-mpanjaka
Article 

Mis à jour le 2025/01/02