Entrée | tafo | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano) Razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). [1.1] | ||||||
Explications en anglais | A roof [1.7] | ||||||
Explications en français | Le toit, la couverture du toit [1.3] | ||||||
Toit [1.8, 1.13, 1.5] | |||||||
Couverture [1.13, 1.5] | |||||||
Toiture [1.5] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Mis à jour le 2023/08/21 |
![]() |