| Entrée | soy | |
| Partie du discours | nom | |
| Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Ny tsikirity manina, ary ny soy malahelo; [2.131] | |
| Synonymes | mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ sitaromaso ~ tsaramaso | |
| Entrée | soy | |
| Partie du discours | adjectif | |
| [Tanala] Mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [1.78] | ||
| Mis à jour le 2013/06/13 |
|