Entrée | sosotra | |
Partie du discours | adjectif | |
Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho [1.1] | ||
Vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7] | ||
Ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8] | ||
Exemples | Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy.
[2.470] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2012/09/28 |
![]() |