Entrée |
sendaotra
|
Partie du discours | adjectif
|
Mots élémentaires | sendra,
loatra |
Explications en malgache | Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1]
|
| Misafoaka, tezitra mafy [1.13]
|
Explications en français | Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3]
|
| Furieux, irrité [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra;
[1.437]
|
2 | Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana?
[2.298]
|
3 | Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra.
[2.528]
|
|
Autres orthographes |
|