| Entrée | sosana (sosa) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | sosaña | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| [Sihanaka] Vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany tamin havan-drazazavavy [1.78] | |||||||||
| Entrée | Sosana | ||||||||
| Partie du discours | nom propre (biblique) | ||||||||
| Sosana [2.996] | |||||||||
| Shushan [2.996] | |||||||||
| Suse [2.996] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Exemples | Armenia sy Media sy Sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy.
[1.38] | ||||||||
| Synonymes | Sosa | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|