| Entrée | soritana (soritra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay [1.1] | |||||||||
| To be carved or engraved [1.7] | |||||||||
| Qu'on trace, grave, sculpte [1.8] | |||||||||
| Exemples | Soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany.
[2.48] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|