| Entrée |
soratra
|
| Partie du discours | nom
|
| | Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [1.1]
|
| | écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [1.3]
|
| | Pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter [1.196]
|
| Exemples |
| 1 | Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona.
[2.472]
|
| 2 | Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy;
[2.48]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
soratra,
soratro,
soratrao,
sorany,
soratsika,
soratray,
soratrareo,
soratr',
sora-,
soratry |
| Préfixée : |
-tsoratra,
-tsoratro,
-tsoratrao,
-tsorany,
-tsoratsika,
-tsoratray,
-tsoratrareo,
-tsoratr',
-tsora-,
-tsoratry |
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
soratra
|
| Partie du discours | nom
|
| | Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [1.1]
|
|
| Entrée |
soratra
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Sihanaka]
Tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [1.78]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
soratra
|
| Partie du discours | nom
|
| | Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae).
[1.196]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
Soratra
|
| Partie du discours | nom propre (anthroponyme)
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Ary milalao i Soratra sy Matsatso
[2.48]
|
| Autres orthographes |
| Tableaux et planches |
|
|