Entrée | fanoratana (soratra) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana [1.1] | |||||||
A writing table or desk. [1.2] | |||||||
L'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause [1.3] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Mis à jour le 2023/05/19 |
![]() |