Entrée | songomby | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [1.1] | |
Explications en français | Animal fabuleux ressemblant à un [...] [texte complet dans 2.415, 1.54] | |
Se disait des audacieux [2.415] | ||
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Mis à jour le 2016/08/09 |
![]() |