| Entrée |
sokina
|
| Partie du discours | nom
|
| | sokona
[1.1]
|
|
| Entrée |
sokina
|
| Partie du discours | nom
|
| | Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. [1.1]
|
| | Greater hedgehog tenrec ( Setifer setosus)
[5.en.https://www.tenrec.org]
|
| | Hérisson [1.54, 1.8]
|
| | Tenrec [1.8]
|
| | Grand tenrec hérisson [5.fr.https://www.tenrec.org]
|
| | Großer Igeltanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
|
| Vocabulaire |
| Nom scientifique | Setifer setosus |
| Exemples |
| 1 | Sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa.
[2.895]
|
| 2 | Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina.
[2.588]
|
| 3 | Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa.
[2.643]
|
|
| Article |
|