| Entrée | sivanina (sivana) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao [1.1] | |||||||||
| To be sieved, as sand [1.7] | |||||||||
| Qu'on tamise [1.8] | |||||||||
| Exemples | sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola
[2.471] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|