Entrée | sisa | |
Partie du discours | nom | |
Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1] | ||
A remnant, a residue [1.7] | ||
Reste, restant [1.8] | ||
Entrée | Sisa | |
Partie du discours | nom propre (biblique) | |
Kish [2.996] | ||
Qish [2.996] | ||
Vocabulaire | ||
Synonymes | Kisy | |
Entrée | Sisà | |
Partie du discours | nom propre (biblique) | |
Shisha [2.996] | ||
Shisha [2.996] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2023/06/17 |
![]() |