| Entrée | siramanta | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | sira, manta | |
| Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1] | ||
| Synonymes | sira ~ siravato | |
| Mis à jour le 2024/12/22 |
|