| Entrée | setroka | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] | |||||
| Smoke [1.7] | |||||
| Fumée [1.3, 1.8] | |||||
| Exemples | Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470] | ||||
| Morphologie |
| ||||
| Dérivés |
| ||||
| Entrée | setroka | ||||
| Partie du discours | adjectif | ||||
| Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] | |||||
| Aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] | |||||
| Exemples | Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa
[2.558] | ||||
| Morphologie |
| ||||
| Mis à jour le 2023/08/26 |
|