| Entrée |
manetroka
(setroka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1]
|
| | To give off much smoke [1.7]
|
| | émettre beaucoup de fumée [1.8]
|
| Exemples | Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manetroka |
| Passé : |
nanetroka |
| Futur : |
hanetroka |
|
|